Entrée fanajana (haja)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanomezana haja, voninahitra: Fanajana ny Razana no amadihana azy
¶ Fanaovana ho zavatra, fanasiana vidiny: Izao ve no fanajanao fotoana? [Rajemisa 1985]
Citations 

Mis à jour le 2009/02/23