Entrée fanaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana ilazana ireo zavatra ilaina na ampiasaina fomban' ny tokantrano, toy ny seza, farafara... [1.1]
Explications en anglais The furniture of a house, the contents of a box, a vase, a school, etc.; not used in speaking of money, however. [1.2]
 Furniture and household furnishings [1.7]
Explications en français Les meubles et ustensiles d'une maison [1.3]
 Ameublement [1.8]
Exemples Efitra iray amin' irony trano mihaja ankehitriny irony, voaravaky ny fanaka sarobidy no nifanandrinan' ny tanora roa nonenan' ny bika sy ny tarehy, izay tsy ambany vidy noho ny fanaka nanotrona azy. [2.529]
Mots composés 

Entrée fanakà (akà)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina manakà na mody tsy mahalala, manantsafa, mananihany [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11