| Entrée (1/2) | 1 taolambalo |
| Mots élémentaires | 2taolana, 3valo |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5Ireo taolana valo noheverin'ny Ntaolo fa tsy maintsy hampidirina ao am-pasan-drazana rehefa mamindra faty ao, dia ny taolin'ny sandry sy lanton-tanana amin'ny tanana roa avy, ary ny taolam-pe sy ny taolan-dranjo amin'ny tongotra roa avy..
[1.1] |
| Explications en anglais |
6the eight bones; i.e. the humerus and radius, and the tibia of each arm and leg. These eight bones are always brought up to Imerina for burial when a person dies in a distant part.
[1.2] 7Dry bones (esp. the "eight long bones") brought back to the family tomb.. [1.7] |
| Explications en français |
8Les huit os, comprenant l'humérus et le radius des deux bras, le fémur et le tibia des deux jambes (qu'on rapporte de loin pour être enterrés dans le tombeau de famille)..
[1.3] 9Les ossements d'un défunt mort au loin, qu'on ramène dans le tombeau familial.. [1.5] 10Ossements (surtout les os des bras et des jambes) ramenés dans le tombeau familial.. [1.8] |
| Exemples |
11 olona izy, ka ravo fa tsy hadinon' ny taranany, faly fa tsy very taolambalo
[2.5#79]
12 na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona [2.296] 13 saingy efa tonga havan-tsy mahafoy ka hiray taolambalo aminay ao amin' ny fasan-drazanay koa rahatrizay maty. [2.643#197] |
| Vocabulaire | 14 Croyances |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Citations | 16 Textes citant ce mot |
| Entrée (2/2) | 17 Taolambalo |
| Mots élémentaires | 18taolana, 19valo |
| Partie du discours | 20 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
| Auteur |
21Andriamalala Emilson Daniel |
| Editions |
22 . 1999. Pages: 159. |
| Anagrammes | 23 Taolambalo, taolambalo |
| Mis à jour le 2025/11/06 |
|