|
|
|
|

Entrée1  fanakalo
Radical  2 takalo
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina manakalo
5 Azo atakalo: Tsy mba fanakalo ny zavatra sarobidy toy itony [1.1]
Exemples  6  Ary tamin' izany andro izany koa, no voalohany, nanipanaovan-dRanavalomanjaka, ny Latsa-droavoamena, nasainy natao mitovy amy ny farantsa-feno, no fanakalo azy [2.59#]

Anagrammes  7 fanakalo, 8 fanaloka, 9 fanolaka

Mis à jour le 2025/09/12