|
|
|
|

Entrée1  fanakisahana
Radical  2 kisaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Famindrana toerana; fanosehana ho eo an-tsisintsisiny, fampihatahana [1.1]

Anagrammes  fanakisahana, 5 fankasiahana

Mis à jour le 2025/09/12