Entrée kisaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fifindrana eo akaikikaiky an-tsisintsisiny: Tsy tsara kisaka itỳ vato itỳ ka mety hahadona
¶ Fandehanana miadana dia miadana fandadiana: Miadan-kisaka ity biby ity. [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée kisaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Sihanaka] anaran-kazo [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Tankarana] nom d'une espèce d'arbre. [David 1952 (takila K)]
Vocabulaire  

Entrée kisaka
Partie du discours   nom
Définition française   translation [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  

2017/04/02