|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanakona
Radical  2 koba
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 fanaovana zavatra ho mohaka malemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray. [1.1]
Explications en français  5 action de réduire en marmelade. [1.3#343]

Entrée (2/2)6  fanakobana
Radical  7 kobana
Partie du discours  8  nom ou adjectif
Explications en malgache  9 Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony.
10 Azo kobanina. [1.1]
Explications en français  11 Manière de remuer, de faire gonfler. [1.3#344]

Anagrammes  12 fanabokana, 13 fanabonaka, 14 fanakobàna, fanakobana

Mis à jour le 2025/11/12