Entrée kobana
Partie du discours nom
Définition malgache Fihetsehan' ny rano indray efa nandry nilamina tsara; fahalalahana amin' ny akanjo; fihontsanana amin' ny atody; fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio rehefa avy voakosoka [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée kobana
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] ny any ambony rihana [Rakotosaona 1972]

2009/04/08