|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  fanalana
Radical  2 ala
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1]
Explications en anglais  5 [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2]
6 the act of removing [1.7]
Explications en français  7 action de prendre, d'ôter [1.8]
Exemples  8  Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra. [2.245#]
Synonymes  9 fanala
Combinaisons  10  9 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Entrée (2/2) 11  fanalana
Radical  12 ala
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14 Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1]
Explications en français  15 soustraction [1.13]
Vocabulaire  16  Mathématiques: arithmétique
Synonymes  17 fangalana
Combinaisons  18 mari-panalana
Proverbes  19  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  20 falanana, fanalana

Mis à jour le 2026/03/07