Entrée fanalavana (lava)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanovonana: Hataonao ahoana izao no fanolavana iny tehina iny
¶ Fampitarozahana, fanelana: Mahasosotra ny fanalavana ny adintsika nataon' ny mpitsara
¶ Fanohizana: Nasiana fanalavam-potoana ny ady baolina satria nitovy ny isa azon' ny mpilalao roa tonta [Rajemisa 1985]
Définition française prolongation [SLP 1986]

2009/09/09