Entrée (1/5) | 1 lava- |
Partie du discours | 2 forme morphologique de lavaka |
Entrée (2/5) | 3 lava |
Partie du discours | 4 adjectif |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 10 117 mots contenant lava |
Explications en malgache |
11 [1.1] Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ |
Explications en anglais |
12 [1.2] long, tall; without interruption 13 [1.7] long (of time and space) |
Explications en français |
14 [1.8] long (se dit du temps et de l'espace) |
Vocabulaire |
15 Temps 16 Espace |
Antonymes | 17 fohy |
Analogues | 18 avo dia, avo ranjanana, lava ranjanana, lavatsindakana, lavatsipaikona, pakapaka, jango, ranga, jakojako, fizofizo, ezoezo, mitezotezo, lava mitaikotaiko, rapeto, lava fe, lava sirana, lava dingana, tsy mindran-tohatra, mivahan-tsindrano, mitsororika, fezafeza, joaka (joroaka), mitsororoaka, marezoka, mirijarija, mandrindrina, milangalanga, tsy miery an-tsena, jaobe |
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot lava |
Entrée (3/5) | 20 lava |
Partie du discours | 21 nom |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
27 [1.1] Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany |
Entrée (4/5) | 28 lava
![]() |
Partie du discours | 29 nom |
Explications en malgache |
30 [1.17] vato miempo avoakan' ny volokano |
Vocabulaire |
31 Géologie |
Entrée (5/5) | 32 lava
![]() |
Partie du discours | 33 forme morphologique de laver |
Exemples |
34 Il lava ses habits (Nosasany ny akanjony) |
Anagrammes | 35 lava, vala |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |