| Entrée | 1 fanamboarana | 
| Radical | 2 voatra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanomezana endrika: Mila fanamboarana kely ity sary itỳ Fanomanana, fikarakarana: Iza no hiandraikitra ny fanamboarana ny efitra hampidirana ny mpanambady? Fandrindrana, fandaminana: Ho sarotra ihany ny fanamboarana ny fanambadian' ireto tanora ireto [1.1] 5 fanomezana bika zavatra iray fanamboarana ara-ivondanja: fampiharana miako mitahiry ivondanja fanamboarana ho mira mpanondro: fanovàna ampaha ho mira mpanondro fanamboarana ny tambatra: fanehoana ny tambatra amin'ny tomba hafa [1.13] | 
| Explications en anglais | 6   the act of arranging, preparing, or repairing [1.7] | 
| Explications en français | 7   l'action d'arranger, de préparer, de réparer; l'instrument, la cause [1.3] 8 action de préparer, d'arranger, de réparer [1.8] 9 fabrication, usinage, transformation, façonnage fanamboarana ara-ivondanja: transformation barycentrique fanamboarana ho mira mpanondro: réduction des fractions au même dénominateur fanamboarana ny governemanta: remaniement du gouvernement fanamboarana ny simba: réparation fanamboarana ny tambatra: transformation de la somme fanamboarana vola baoritra: confection de monnaies et de billets factices [1.13] | 
| Exemples | 10   Samy nanao izay ho vitany tamin' ny fanarenana na fanamboarana ny tranony ny olona.
[2.472] | 
| Tous les mots composés | 11 fanamboarana ara-ivondanja | 
| Vocabulaire | 12 Mathématiques | 
| Analogues | 13 fanaovana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |