|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanamby
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tamby
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina manamby, manakarama
Fanekena ifanaovan' olona roa na maro izay samy manana ny filazany avy momba ny zavatra iray, ka izay voaporofo fa manana ny diso dia manome vola na manao zavatra ho an' ilay nanana ny marina: Andeha hanao fanamby isika fa amin' ny telo no ho tonga ny fiaramanidina fa tsy amin' ny dimy
Ny vola omena amin' io fanekena io raha resy: Ohatrinona ny fanombintsika fa tsy maintsy ho afa-panadinana aho?
Explications en anglais  5  [1.2] [Mod. s. from manamby (tamby).] Laying wagers, betting.

Entrée (2/2)6  fanamby
Partie du discours  7  adjectif
Radical  8  tamby
Explications en malgache  9  [1.1] azo tambazana

Anagrammes  10  fanamby, fanimba

Mis à jour le 2025/07/29