Entrée tambỳ (vy)
Partie du discours nom
Définition malgache Mpiasa vy, mpanefy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an iron worker [Richardson 1885]
Définition française forgeron [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 

Entrée tamby
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] zavatra omena ny mpampivelona [Rakotosaona 1972]
 Karama; vola omena noho ny raharaha niangaviana: Aza mihevitra ianao fa ny madinika no be azon' ny tambim-bola, fa ny lehibe sy vaventy indrindra [Rajemisa 1985]
 valisoa ambonin'ny karama omen'ny mpampiasa [SLP 1986]
Définition française prime [SLP 1986]
Dérivations 

2013/07/04