|
|
|
|

Entrée 1  fanampiana
Radical  2 ampy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Vonjy, famonjena
5 Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin' ny asa ataony, fa entina manohana azy fotsiny amin' ny fivelomany [1.1]
Explications en anglais  6 help [1.7]
Explications en français  7 aide, secours [1.8]
8 aide [1.13]
Combinaisons  9  4 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Mis à jour le 2026/02/04