| Entrée (1/3) | 1 ampy | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Antonona an' izay ilaina, sahaza: Tsy mbola ampy izao fahaizanao izao fa mbola tokony hianatra ihany ianao / Efa ampy ny variko, tompoko, fa misaotra. [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   sufficient, enough [1.2, 1.7] 5 It governs the accusative case, as Ampy anao izany (That is sufficient for you). [Mal. sampai.] [1.2] | 
| Explications en français | 6   suffisant [1.8, 1.13] 7 assez [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 19 14 combinaisons de ce mot | 
| Analogues | 20 antonony, sahaza | 
| Proverbes | 21 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/3) | 22 ampy | 
| Partie du discours | 23 nom | 
| Explications en malgache | 24   kotrobaratra, varatra [Taimoro, Tanosy]
 [1.78] | 
| Explications en anglais | 25   the thunder which comes near [Provincial]
 [1.2] | 
| Vocabulaire | 26 Météorologie | 
| Entrée (3/3) | 27 ampy | 
| Partie du discours | 28 nom | 
| Explications en malgache | 29   karazan-javamaniry izay maraorao ny raviny ka raha vao mikasika ny raviny dia mivonto ny hoditra [Betsimisaraka]
 [1.78] | 
| Explications en anglais | 30   a shrub (or tree?) from the fibre of which a kind of string is made [Betsimisaraka]
 [1.2] | 
| Explications en français | 31   (nom donné à plusieurs plantes urticantes). Urera longifolia Wedd. (Urticaceae). Voir ampilela, ampilelavarika, ampimbato. [Bezanozano, Sakalava, Tsimihety] [1.196] | 
| Tous les mots composés | 32 ampimbato | 
| Vocabulaire | 33 Botanique: arbre | 
| Nom scientifique | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |