Entrée fananahana (anaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Organa izay itomboan' ny zaza na ny zana-biby vao torontoronina ao an-kibon-dreniny
Mitovy hevitra: tranon-jaza ~ vohoka [Rajemisa 1985]
 fampitomboana taranaka [SLP 1986]
Définition anglaise [Mod. s. from manananaka (anaka).] The womb. [Richardson 1885]
Définition française la matrice [Abinal 1888]
  [Tankarana] matrice, utérus. Rac. Anaka. [David 1952 (takila F)]
Définition française reproduction [SLP 1986]
Vocabulaire 
Analogues  fananahana tsy mila tsiry

2017/03/10