Entrée fananana (anana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana...; harena [1.1]
 Harena noharin'ny tena na nolovaina [1.13]
Explications en anglais Possessions, property [1.2, 1.7]
Explications en français Ce qu'on possède, propriété [1.8]
 Patrimoine, biens [1.13]
Exemples 
1Kanety telo no mba fananana. [1.232]
2Tsy fananana va ny zanany maro? [2.270]
3Notoroan-tsy mba zaka è ka lany fananana! [2.69]
Mots composés 
Articles 

Entrée fananana (hana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fakana na fisamboram-bola misy zanany [1.1]

Entrée fanañaña
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] Hadisoam-panantenana [1.78]

Mis à jour le 2023/06/19