Entrée fanandrina (handrina)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba fijerena manatrika an-katezerana: Nampihoron-koditra ahy ny fanandriny ahy [Rajemisa 1985]

Entrée fanandrina (handrina)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Azo jerena tsara manatrika an-katezerana [Rajemisa 1985]

2009/02/23