Entrée handrina
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin' ny tarehy, manomboka eo amin' ny manjamaso no ho miakatra ka hatramin' ny fiandohan' ny volon-doha: Voadona ny handriko [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   the forehead [Hallanger 1973]
Traduction française   front [Abinal 1888]
   le front [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  

Entrée handrina
Partie du discours   nom
Traduction française   menace, regard hardi ou irrité [Abinal 1888]
Vocabulaire  
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée handriña
Partie du discours   nom
Définition malgache   handrina [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2017/06/29