|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanankinana
Radical  2 ankina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Zavatra atao tohan' ny zavatra hafa iray: Ny rindrina mazàna rio fanankinana ny sahafa.
5 Olona ananana fitokiana na ametrahana fikarakarana olona...: Olona mahatoky tahaka azy no fanankinanay ny ankizy rehefa tsy eto izahay. [1.1]
Explications en anglais  6 [Rel. s. from manankina (ankina).] Anything on which another is made to lean or rest. [1.2]
Exemples  7  Ny fomba tsara indrindra mba hisorohana izany dia ny fanankinana ny ministera tsy misy ministra amina ministra mpisolo toerana efa mpikambana ao amin' ny Governemanta ankehitriny [4.27#]

Entrée (2/2)8  fanankinana
Radical  9 ankina
Partie du discours  10  nom
Explications en anglais  11 A plant that used to be held by the owners of bulls in bull-fights with the idea that it would ensure victory.. [1.2]
Explications en français  12 (de ankina : soutien, stimulant). Herbe indéterminée que les propriétaires de taureaux font absorber à leurs animaux avant le combat. On leur administre aussi, parfois, de la décoction du tsilaky.. [Merina] [1.196]
Vocabulaire  13  Botanique: herbe 14  Croyances

Mis à jour le 2025/09/12