|
|
|
|

Entrée1  fanantatra
Partie du discours  2  nom
Radical  3  santatra
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina manantatra, izany hoe mihinana na manao zavatra vao voalohany
Explications en français  5  [1.3#577] Ce qu’on peut commencer, manière de commencer
Exemples  6  [2.472#] Re indray nony avy eo, fa tsy fantatra ny tena hamarinan' izany resaka mandeha izany, fa ny fanantatra dia mibory daholo ihany ny olona.

Mis à jour le 2025/07/29