Entrée fanaporofoana (porofo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanamarinana: Maivana ny fanaporofoanao ny lazainao [1.1]
Explications en français L'action de prouver, la preuve [1.3]
 Démonstration [1.13]
Exemples 
1Natao ho fanaporofoana ny fahamarinana ananan' ny mpiteny, noho izany, ny fisotroana tangena sy ozona izay teneniny. [1.519]
2Ireo fanapahan-kevitra noraisina faramparany izao^2 dia mirona amin' ny fanaporofoana fa ny fitondram-panjakana dia nisafidy ny nifanarahana antsoina hoe "agrobusiness" [4.27]

Mis à jour le 2023/01/07