Entrée porofo
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra na hevitra entina mana-marina ny filazana: Tsy manaiky aho raha tsy mahita porofo
¶ Fanamarinana: Anisan' ny porofon' ny fisian' Andriamanitra ny firindran' ny zavaboary
¶ Andrana: Porofon-tsary
¶ Sorapirinty voalahatra ka mbola halana diso: Manitsy ny diso amin' ny poro fom-pirinty [Rajemisa 1985]
 fanamarinana [SLP 1986]
Définition anglaise proof [Hallanger 1973]
Définition française preuve
¶ épreuve photographique [Hallanger 1974]
Définition française preuve, cliché, épreuve [SLP 1986]
Dérivations 
Origine Anglais: proof.
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Zavatra tsy anananao porofo no antsoantsoinao, sady zava-doza rahateo koa. [Andraina: Mitaraina, page 226]
2Tsy misy porofo na adi-hevitra izany, fa loko io ka samy manondro izay azoazony. [Andriamalala: Zazavavindrano]

2013/06/04