Entrée fanarenana (arina)
Partie du discours   nom
Définition malgache   fampitoviana tantana [SLP: Voambolana]
Définition française   l'action de mettre d'aplomb, de niveler, de redresser; le lieu, l'instrument [Abinal 1888]
Définition française   nivellement [SLP: Voambolana]
Exemples  
1Tena mila fanarenana haingana ny firenena. [Rabemolaly: Fary, page 98]
2amin' ny alalan' ny fanamboarana na fanarenana sekoly ve? [SeFaFi , 2006/11/17]
3Endrey izany fahavononan-dRasoa amin' ny fanarenana azy e. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 69]
Autres orthographes  
Mots composés, titres, noms  

2018/10/04