| Entrée | 1 fanasabodehana |
| Radical | 2 sabodika |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fampifangaroana na fampifandisoana ny teny na ny zavatra atao; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika amin' izay tena izy sy marina [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|