Entrée fanasitrihana (sitrika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanasitrihana alika ao anaty rano
Fanafenana: Ato no fanasitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita
Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: Amin' ny telo ny fanasitrihana ny razana [1.1]
Synonymes fanitrihana

Mis à jour le 2023/01/05