Entrée | 1 fanatanterahana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 tanteraka |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] Famitàna tsara hatrany amin' ny farany |
Explications en français |
6 [1.13] réalisation |
Exemples |
7 [2.356#] Napetraka tamiko ny fanatanterahana ny asa.
8 [2.508#] Ho fanatanterahana izany dia misy sorona atao. 9 [2.114#] Izy no mitandro ny fanatanterahana ny didim-pitsarana. |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |