Entrée fanatsika (hatsika)
Partie du discours nom
Définition malgache Azo antsoina amin' ny tanana na ny loha; fomba entina manatsika, miantso [Rajemisa 1985]

Entrée fanatsika (tsika)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina manatsika, manatantavana, mampanorika tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany [Rajemisa 1985]

Entrée fanatsika (tsika)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Azo tsihina [Rajemisa 1985]

2009/02/23