| Entrée (1/3) | 1 tsika |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Hazo maromaro atsatoka (1, 50 m ny haavony ary 0, 08 m ny elanelany avy) izay amatorana tsorakazo na volotsangana na volobao mitsivalana (4, 50 m ny halavany), ka ny fitambaran' ireo dia atao fefy
[1.1] |
| Entrée (2/3) | 4 tsika |
| Partie du discours | 5 nom |
| Explications en malgache |
6 Fivoahan' ny rano tsikelikely -- zara raha hita -- manamika na manorika avy ao anaty tany
[1.1] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 18 2 combinaisons de ce mot |
| Entrée (3/3) | 19 -tsika |
| Partie du discours | 20 pronom [Liste complète] |
| Explications en malgache |
21 isika
[Tambahoaka]
[1.78] 22 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entin'ny olona maro 23 milaza zavatra iombonany amin'ny olona iresahany: 24 Ity ny tranontsika, anaka, ka mandrosoa. / 25 Atao ahoana ireto zanantsika, Rasoa? [1.1] |
| Explications en anglais |
26 Ours; by us, inclusive of those spoken to. Compare
27 -nay. 28 When added to passive and relative verbs ending in -na, 29 the a of the verb is rejected and the two n's 30 coalesce. 31 Raintsika [ray, a father]. Our father. 32 Lazaintsika [lazaina]. Told by us. 33 When added to trisyllabic words ending in 34 -ka or -tra, the full suffix -ka or -tra is rejected 35 and also the n of the pronoun. 36 Satrotsika [satroka, a hat]. Our hat. 37 Tongotsika [tongotra, a foot]. Our feet. [1.2] 38 Ours; by us (inclusive) [1.7] |
| Explications en français |
39 Notre, nos, de nous, par nous.
40 Ny lovantsika: notre héritage. 41 Matintsika: tué par nous. 42 Ambanintsika: au-dessous de nous. [1.3] 43 De nous, par nous (inclusif). Notre, nos. [1.5] 44 À nous, notre, par nous (inclusif). [1.8] |
| Analogues | 45 ntsika, 46 antsika, 47 isika |
| Tableaux et planches |
48 Tous les pronoms |
| Anagrammes | 49 kista, 50 Staky, 51 taksy, 52 tsaky, 53 -tsika, tsika |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|