Entrée | fanaviana (avy) | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Fisondrotan' ny hafanan' ny tena, izay matetika miaraka amin' ny aretina iray izay manindry ny tena: misy fanaviana raha voan' ny tazo na sery mahery, sns... [Rajemisa 1985] | |
Traduction anglaise | fever, a slight illness [Hallanger 1973] | |
Traduction française | fièvre bénigne [Hallanger 1974] | |
Vocabulaire | Santé | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |