| Entrée | 1 fanazavana |
| Radical | 2 zava |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanovana izay hampahazava: Ampio labozia iray fa tsy ampy ny fanazavana itỳ efitra itỳ izany.
5 Filazalazana misimisy kokoa mba hahazoana zavatra iray: Omeo fanazovana kely aho hoe momba io raharaha io. 6 Fivoasana, famoaboasan, filazana heviteny: Misy sarotra iheny indraindray ny fanazavana hain-teny. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 the act of illuminating; an explanation.
[1.7] |
| Explications en français |
8 action d'illuminer, d'éclairer.
[1.3#870, 1.8] 9 L’action de bien expliquer, de rendre distinct, le moyen, la cause. [1.3#870] 10 explication. [1.13, 1.8] |
| Exemples |
11 Fanazavana ny amin' ny fiovan' ny diany.
[1.38#376]
12 Nanohy ny fanazavana ihany ireto namako. [2.356#] 13 Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [2.117#] 14 Tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana. [2.472#194] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 17 3 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|