| Entrée | 1 fandafihana |
| Radical | 2 lafika |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanasiana lafika na zavatra atao fanambanin-javatra hafa:
5 Mba hisakano ny fahamandoana matetika no anton' ny fandafihana ny zavatra mipetraka ambany rihana [1.1] |
| Explications en français |
6 L'action de mettre quelque choses dessous
[1.3#369] |
| Exemples |
7 Raha manana izao, ka fampitsoahana no ianteherana ary fanatsatso rano sy fandafihana no antenaina hitokiana ho enti-minona handresy tangena, tsy mahamasina izany hianao
[2.857#]
|
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|