| Entrée (1/2) | 1 lafika |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 farafara, fandriana
[Bezanozano]
[1.78] 4 Izay rehetra atao ao ambanin' ny tsihy andriana, tahaka ny bozaka izany: Soloy ny lafik' itỳ fandriana itỳ fa efa fisaka loatra 5 Izay rehetra atao fanambanin-javatra mba tsy hahamafy ny fiasana na ny fipetrahana eo amboniny: Asio lafika kely eto hanoratako 6 Fisotro sotroina alohan' ny sakafo, na koa zavatra tsakitsaky hanina alohan' ny handraisana zava-pisotro 7 Zezika atao amin' ny tanimboly alohan' ny hamafazana ny voa na hambolena ny zavamaniry [1.1] 8 bozaka na mololo fandrian'ny biby [1.13] |
| Explications en anglais |
9 anything put under, as a mat or mattress
[1.7] |
| Explications en français |
10 ce qu'on met dessous, comme une natte ou un matelas
[1.8] 11 litière, natte [1.13] 12 litière, tout ce qu'on met sous la natte pour rendre la couche plus molle. 13 Par extension : paillasse ou matelas lorsqu'on utilise un lit, on précise alors lafi-pandriana [1.196] |
| Exemples |
14 Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika.
[2.472#]
15 Adarà, fa fandria-malemy lafika, ka tsy itadiavako lafika sy ondana. [2.69#] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 36 10 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 37 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 38 lafika |
| Partie du discours | 39 nom |
| Explications en français |
40 (du malais: lapik).
41 Nom des Arecaceae fournissant des crins végétaux particulièrement appréciés comme litière, principalement Chrysalidocarpus fibrosus Jum. (Arecaceae) [Betsimisaraka] [1.196] |
| Vocabulaire | 42 Botanique |
| Nom scientifique |
|
| Anagrammes | 44 falika, 45 kilafa, lafika |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|