Entrée fandambanana (lambana)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fakana valala amin' ny lamba [Rajemisa 1985]

Entrée fandambanana (lambana)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Famonoana betsaka indray miaraka, fandringanana, fandripahana [Rajemisa 1985]

Entrée fandambanana (lambana)
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanala] tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny [Rakotosaona 1972]
   Tsihy lehibe velarina rehefa hisakafo [Rajemisa 1985]
   [Betsimisaraka] Tsihy kely efa-joro ametrahana ny vilia na ny lamban-dravina rehefa hihinana [Rajemisa 1985]
Définition française   [Tankarana] petite natte pour offrir mets, fruits. [David 1952 (takila F)]
Synonymes   fandambana
Mots composés, titres, noms  

Entrée fandambanana (lambana)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanemerana amin' ny tsihy, fametahana peta-kazo [Rajemisa 1985]

2017/03/10