Entrée | 1 fandefasana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 lefa |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
6 [1.1] Fampandehanana (olona) any amin' ny na any an-...: Fandefasana iraka any am-pita Fampitondrana: Hajia ohatrinona no hilaina amin' ny fandefasana itỳ taratasy itỳ? Fitifirana, fitorahana: Homeko baiko ianao alohan' ny fandefasana ny vato Fanafahana, famotsorana: Noho ny fetim-pirenena, dia misy fandefasana gadra vitsivitsy |
Explications en anglais |
7 [1.7] the act of setting free; sending, shipping |
Explications en français |
8 [1.8] action de libérer, de relâcher; envoi, expédition |
Exemples |
9 [2.445#] Asa, mety hohadino angamba ny fandefasana ireo porofo? 10 [2.424#] fa saingy mitovy amin'ny fandefasana vato nasiana menaka izany. |
Synonymes | 11 fandefana |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |