Entrée fandiavana (dia)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitetezana: Nireharehany ny fandiavany ny faritany enina eto Madagasikara
¶ Fanitsahana: Mahapotraka ny fandiavana ny ahitra lena
¶ Zavatra fametraka eo an-tokonana na eo an-tongo-pandriana mba handiavan' ny tongotra: Itỳ taretra vao novidina ity atao fandiavana
¶ Tokonana: Raha vao nanitsaka ny fandiavana izy dia potraka [Rajemisa 1985]
Définition française L'action de mesurer, de parcourir
¶ la pierre placée au seuil des portes [Abinal 1888]

2013/09/09