Entrée fandidiana (didy)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanapahana: Inty ny antsy fandidiana mofo
¶ Fandrasana: Fandidian-kena
¶ Fanetezana lamba ho akanjo: Mila fahatzana ny fandidiana akanjo
¶ Fandrasana nofo na fanapahana taova ao amin' ny tenan' ny olombelona mba hapalana aretina: Natao omaly ny fandidiana an-dRakoto
¶ Fifehezana, fanapahana: Rabe no tompon' ny fandidiana eto amin' ny faritany
¶ Fandaharana: Nantsoiny ny zanany fa hanao ny fandidiana ny fananany izy [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano] antsy [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise cutting; surgery;
¶ the act of commanding [Hallanger 1973]
Définition française action de couper; chirurgie
¶ commandement [Hallanger 1974]
Définition française découpage; chirurgie [SLP 1986]
Analogues  fanapahana
Citations 

2009/09/09