| Entrée | 1 fandinihana |
| Radical | 2 dinika |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fijerena ela, fanombantombanana: Ny fandinihako itỳ soratra ity no nahatonga ahy hilaza fa soratry ny zanakao io
5 Fiheveran-javatra: Efa ela izay fandinihanao itỳ raharaha itỳ izay kanefa tsy mbola vita foana 6 Famakafakana: Nahaloa olona betsaka ny fandinihana ny Soratra Masina [1.1] |
| Explications en français |
7 étude, observation
[1.13] |
| Exemples |
8 Toa mitovitovy mantsy ny asany ka mila fandinihana akaiky.
[2.606#68]
9 Foto-kevitra iray no nasehon' ny fandinihana hendry vitan' ny isam-paritany. [2.643#55] |
| Vocabulaire | 10 Philosophie |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|