|
|
|
|

Entrée (1/2)1 fandiorano
Mots élémentaires  2fandio, 3rano
Partie du discours  4 nom
Explications en anglais  5 a species of snipe [1.2]
Vocabulaire  6 Zoologie: oiseaux
Proverbes  7 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)8 fandiorano
Mots élémentaires  9fandio, 10rano
Partie du discours  11 nom
Explications en malgache  12 karazan-tsikovoka kely mpiriaria eny ambony na imbetika anaty rano [Tanala] [1.78]
13 Bibikely maintimainty, karazana tsikovoka monina amin' ny ranomamy, kinga aoka izany raha hilomano ary manao andiany matetika sady manao antaitrika no mitranga ombieny ombieny. Anarana entiny amin' ny ankamantatra: Ingory (Inona àry izany: ritra ny rano, hafaladian' Ingory; tondraka ny rano, hafaladian' Ingory ?) [1.1]
Explications en anglais  14 a water-beetle [1.2]
Vocabulaire  15 Zoologie: invertébrés

Anagrammes  16 fandiorano, 17 firodonana, 18 ifondroana

Mis à jour le 2025/11/02