| Entrée | 1 fandoahana |
| Radical | 2 loaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanaovana loaka, lavaka [1.1] |
| Explications en anglais |
5 the act of piercing; a tool for making holes [1.7] |
| Explications en français |
6 action de percer un trou; outil pour percer [1.8] |
| Exemples |
7 Ataovy azo antoka ihany koa fa ny fitaovana fanaovana didim-poitra, fandoahana, tsindrona volamena, ary ny fomba nentim-paharazana toy ny fanasiana holatra, dia voadio tsara.
[2.424#]
|
| Tous les mots composés | 8 fiasana fandoahana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|