|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fandovana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  lova
Explications en malgache  4  [1.1] Fahazoana na fandraisana harena na fananana navelan' ny ray aman-dreny
Explications en français  5  [1.13] hérédité
Exemples  6  [2.606#] Raha ny fandovana no jerena, dia azo lazaina ihany fa sady "momba ray" no "momba reny" ny Masikoro, satria ny olona iray na lahy na vavy dia afaka
Article  7  Randzavola: fandovana ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)8  fandovana
Partie du discours  9  nom
Radical  10  lo
Explications en malgache  11  [1.1] Fanaovana izay hahatonga lo

Mis à jour le 2025/07/29