Entrée | 1 lova |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
16 [1.1] Vola na fananana navelan' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany: Nahazo lova be izy Toetra, aretina nafindran' ny ray aman-dreny na ny razana tamin' ny taranany: Hatsaram-panahy no hany lovany tamin' ny ray aman-dreniny. |
Explications en anglais |
17 [1.7] an inheritance |
Explications en français |
18 [1.8] héritage |
Exemples |
19 [2.445] Ireny no lova sarobidy avy amin' ny razana. 20 [2.508] ny ray aman-dreny masi-mandidy amin'ny lova; |
Analogues | 21 lovabe |
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot lova |
Article |
23 Randzavola: lova ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 24 lavo, lova, valo, vola |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |