Entrée fandozoka (lozoka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina mandozoka, na mametaka lozoka (vatan-kakazo misy loaka maromaro izay ampidirana hazo boribory mitsivalana mba hisakanana ny omby tsy hivoaka) [Rajemisa 1985]

2009/02/23