Entrée lozoka
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bezanozano] efitra [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] lavaka manodidina fiarovana tanàna [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] lalan-tery, lalana ety dia ety [Rakotosaona 1972]
   Tsatokazo misy lavaka itsofohan' ny hidim-bavahady rehefa nohidiana ny vavahadim-bohitra fahizay, izay natao hidim-bala tsotra kosa ankehitriny
¶ Zohy any ambanin' ny tany: Misy lozoka ao anilan' ny vatolampy ao. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a tunnel-like place of concealment, as in grass or bushes [Hallanger 1973]
Définition française   tonnelle ou tunnel, abri dans lequel on se place [Hallanger 1974]
Dérivations  
Synonymes   lovoka

Entrée lozoka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Filofosana amin' izay atao, fiezahana hahay fianarana. ï [Rajemisa 1985]
Dérivations  

2011/02/17