| Entrée | 1 fandrahonana |
| Radical | 2 rahona |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanombanana: Jereo ity fandrahonan' ny orana ka andeha hody Rahom-bava: Tsy matahotra ny fandrahonanao aho [1.1] |
| Explications en anglais |
5 a threat [1.7] |
| Explications en français |
6 menace [1.3#499, 1.8] |
| Exemples |
7 Ka hita fa teny fandrahonana ataon'ilay montana, hoy ny Komandy.
[2.895#]
8 Nifaninjitra teo ny fifonana sy ny fandrahonana mandritry ny hateloana. [1.437#] 9 fandrahonana fotsiny io taratasy io ", hoy ilay 3 voninahitra anankiray; [2.357#] |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 11 fanandrohana, 12 fandrahonana, 13 fandronahana, 14 fanondrahana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|