Entrée rahona
Partie du discours nom
Définition malgache Fitambaran' entona avy amin' ny ranon' ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan' ny hainandro, ka mitangorona eny amin' ny habakabaka ary milatsaka ho orana raha sendra miova ho mangatsiaka ny toetr' andro [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a cloud. [Mal. Awan, a cloud: Polyn. Ao, aho, and aonga.] [Richardson 1885]
 a cloud [Hallanger 1973]
Définition française nuage [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
rahona
rahoko
rahonao
rahony
rahontsika
rahonay
rahonareo
rahon'
rahon-
rahom-
raho-
-drahona
-drahoko
-drahonao
-drahony
-drahontsika
-drahonay
-drahonareo
-drahon'
-drahon-
-drahom-
-draho-
Mots composés, titres, noms 
Exemples Tery am-paravodilanitra tery no nisy rahona kely nitomandavana. [Andriamalala: Ranomasina, page 17]
Citations 
Articles 
Illustrations 

Entrée rahona
Partie du discours nom
Définition malgache Teny atao amin-katezerana mba haniniana olona noho ny ratsy nataony [Rajemisa 1985]
Définition anglaise fig. a threat, a menace; gilding [Richardson 1885]
 a threat, a menace [Hallanger 1973]
Définition française menace [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Analogues  rahonavis

2017/06/29