|
|
|
|

Entrée1  fandrao
Partie du discours  2  conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  3 Teny entina milaza fanahiana na tahotra
4 Sao dia, andrao, angoa: Matahotra aho fandrao miresaka amin' i dada ny mpampianatra anay [1.1]
Explications en anglais  5 [fa and andrao.] Lest, for fear that. [1.2]
Explications en français  6 de peur que.
7 Niova akanjo izy fandrao fantatry ny olona:
8 il a changé d'habit de peur d'être reconnu par les gens [1.12]
Analogues  9  andrao, 10  fandroa, 11  mba, 12  ndrao, 13  sangoa

Anagrammes  14 fa-drano, 15 fandaro, 16 fandrao, 17 fandroa

Mis à jour le 2025/11/17