|
|
|
|

Entrée1  fandrarahana
Radical  2 raraka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fampitobahana, fanabosasahana: Fandrarahana rano eran' ny trano
5 Fanasiana, fandrotsahana: Fandrarahana vovo-tsira amin' ny laoka
6 Fanariana: Fadio ny fandrarahana ilo mby an-doha
7 Fandefana fofona manatonetona: Tsy zakako ny fandrarahan' io voninkazo io fofona mandritra ny alina [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12