Entrée | 1 fandriam-pahalemana |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 fandriana, fahalemana |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro |
Explications en anglais |
5 [1.7] public order, tranquility; peace between nations |
Explications en français |
6 [1.8] ordre public, tranquilité; paix entre nations 7 [1.13] [fandriampahalemana] paix |
Exemples |
8 [2.270] Tia fandriampahalemana izahay, Tompoko. 9 [2.528] Tsy hisy fandriampahalemana ho an' ny vady aman-janaka. 10 [4.27] Izy no fototra iorenan' ny fandriampahalemana ara-tsosialy. 11 [4.11] Isan-kerinandro dia misy foana ny fivoriana iraisan’ireo tomponandraikitra ambony mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny tafika, zandary ary miaramila. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |